Entry | 1 mihihitra |
Root | 2 hihitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milofo, milozoka amim-paharetana: Mihihitra amin'ny fianarana io zaza io ka tsy mahagaga raha mahay 5 Manararaotra hatramin'ny fotoana kely farany mba hanaovana asa, hianarana; mikafiry: Mihihitra amin' ny zaitra Rakoto fa akaiky ny Krismasy [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |