|
|
|
|

Entry1  mihinjaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka fotsiny
Mitsamboatra noho ny hafaliana na ny hatairana: Nihinjaka izy raha vao nahare fa afaka, / Nihinjaka Rasoa raha vao nandre ilay saobakaka nandady teo amin' ny sandriny
Root  4  hinjaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11