|
|
|
|

Entry1  mihinjihinjy
Root  2  hinjihinjy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny
5  Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary [1.1]
Explanations in English  6  to be rigid, to be stiff [1.7]
Explanations in French  7  être rigide, raide [1.8]
Examples  8  Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mihinjihinjy

Updated on 2023/01/20