Entry |
mihiratra
(hiratra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro [1.1]
|
Explanations in French | écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts Se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant [1.3]
|
Examples |
1 | Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany.
[2.472]
|
2 | Mihiratra tsara ny maraina tamin' izay.
[2.470]
|
3 | Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay.
[2.643]
|
|
Morphology |
Present : |
mihiratra |
Past : |
nihiratra |
Future : |
hihiratra |
Imperative : |
mihirata |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|