Entry | 1 mihirihiry |
Root | 2 hirihiry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |