|
|
|
|

Entry1  mihisatra
Root  2  hisatra
Part of speech  3  active verb
Vocabulary  4  Motion
Explanations in Malagasy  5  Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana
6  Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo
7  Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [1.1]
Explanations in English  8  to move slowly, as a canoe touching bottom [1.7]
Explanations in French  9  aller lentement en raclant, en touchant le fond [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :

Anagrams  13  mahisitra, mihisatra

Updated on 2023/01/20