|
|
|
|

Entry1  mihoby
Root  2  hoby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin' ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny vahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy
Explanations in English  5  [1.7] to acclaim; to shout for joy
Explanations in French  6  [1.8, 1.6] acclamer
7  [1.8] pousser des cris de joie
8  [1.6] [Tanala] fĂȘter
Examples  9  Dia nihoby ny vahoaka rehetra [2.48]
10  Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#]
11  nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra [2.324]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21