|
|
|
|

Entry1  mihohoka
Root  2  hohoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miongana na mianjera ka ny vavany no lasa ambany: Loza fa nihohoka ny vilany ka very daholo ny laoka
5  Mandry tsy mitsilany na mihorirana fa ny kibo no atao ambany mandry: Aza mihohoka rehefa mandry
6  Mandohalika na miondrika ambany dia ambany: Mihohoka eto anatrehanao izahay, ry Tompo Andriamanitra
7  Milentika ao anatin' ny fahoriana: Mihohoka marina ireto kamboty ireto
8  Miasa tsy miroa fo: Nihohoka tamin' ny asany izy rehetra ka vita haingana ilay raharaha nasaiko nataony [1.1]
Explanations in English  9  to lie or be placed with the face or opening down [1.7]
Explanations in French  10  être placé avec l'ouverture en bas, la bouche en dessous [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  Miankohoka
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mihohoka

Updated on 2023/01/20