Entry | 1 miholaitra |
Root | 2 holaitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misompirana kely fa tsy mandeha mahitsy; mivily, mihodivitra, miviona: Soa ihany fa niholaitra ny vato ka tsy nahavoa 5 Mibiloka, tsy mahitsy tsara: Miholaitra ity hazo ity ka soloy 6 Mioritra, mipitsoka: Niholaitra ny sandriko [1.1] |
Explanations in English |
7 to be sprained; to be out of joint [1.7] |
Explanations in French |
8 dévier; être foulé; souffrir une entorse [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |