Entry | 1 mihonaka |
Root | 2 honaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mianjera noho ny habeny, ny taviny: Nihonaka ilay omby mifahy 5 Mandry ao am-pandriana: Mbola mihonaka ao am-pandriana ao Rakoto 6 Mandrevo, latsaka ao anaty fotaka: Nihonaka tao anaty honahona ny kisoanay [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mihonaka |
Anagrams | 12 hanimako, hikaonam, mahakino, manakiho, mihonaka, nahimoka, nihamoka, nikaoham |
Updated on 2023/01/20 |