Entry (1/2) | 1 mihondrahondra |
Root | 2 hondrahondra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mitepotepo [Tanosy]
[1.78] 5 Mihofahofa (filaza amin' ny zavatra mivondrona na midoroboka mihevingevina raha tsofin' ny rivotra); mivondrona ka mihetsiketsika [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 mihondrahondra |
Root | 10 hondrahondra |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 Malemy, lehibe sady malemy [1.1] |
Anagrams | 13 ihondrahondram, mihandrohandro, mihondrahondra |
Updated on 2020/07/31 |