Entry | mihonoña | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Misosa (lakana, rano, ets): Mihonoña moramora ny rano an-deombato (Misosa moramora ny rano an-tsefatsefa-bato) / Mihonon-tsy voezena koa lakan-jejo (Misosa tsy voizina toa lakan-jejo) [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |