Entry | 1 mihoripika |
Root | 2 horipika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mirintona hiala, manalavitra tsy tia na sosotra: Izany anie no farihy manantsika tsiriry,-- ka izay mihoripika ihany no manenina. (Rajaonah Tselatra) [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |