|
|
|
|

Entry1  mihovotrovotra
Root  2  hovotrovotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mihovitrovitra: Mihovotrovotra dia koa ho miana (mihovitrovitra toa ho torana) [Tanala] [1.78]
5  Mihozongozona, mihontsonkontsona [1.1]
Explanations in English  6  to tremble, as a house during an earthquake [1.7]
Explanations in French  7  trembler, être secoué comme par un tremblement de terre [1.8]
Examples  8  mihovotrovotra manaraka ny tomaniny, ny adin-tsaina amam-panahy ao anatiny. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  hivotrovotroam, mihovotrovotra

Updated on 2023/01/20