Entry | 1 miilika |
Root | 2 ilika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitangorona, midodododo misisika: Miilika aty aminay ny fakonareo ka tsy manaiky izahay. / Miilika eo aminay daholo ireo zana-kavanay ka sahirana izahay |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |