Entry | mijaiko (jaiko) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manatona moramora, mitsaitsaika mba tsy hanaitra: Tsy reny akory aho nijaiko avy ao an-damosiny [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mijaiko | ||||||||
Updated on 2023/01/05 |