Entry | 1 mijejojejo |
Root | 2 jejojejo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha |
Explanations in English |
5 [1.7] to be playful; to be lewd |
Explanations in French |
6 [1.3#294, 1.8] être dissipé, lascif 7 [1.3#294] être léger, folâtre, libre |
Examples |
8 Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy; [2.996#35.004.014] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |