Entry | 1 mijohy |
Root | 2 johy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha mikaviavia toy ny akoho mitsoitsoy lenan' ny orana [1.1] |
Examples |
5 Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy. [2.470] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mijohijohy |
Anagrams | 11 hijoim, mijohy |
Updated on 2023/10/20 |