Entry | 1 mijojo |
Root | 2 jojo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha mizotra tsara misononoka: Mijojo erỳ izany fandehan' ity milina ity izany 5 Latsaka moramora, mikararana (orana): Nijojo ny orana hatramin' ny roa ka hatramin' ny telo [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |