|
|
|
|

Entry (1/3)1  mijoro
Root  2  joro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao
Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka
Examples  5  Nahoana hianao no dia mijoro? [2.69#]
6  ny tamboho sisa no mijoro ao. [2.470#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/3)11  mijoro
Root  12  joro
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Sihanaka] mivavaka, mitsodrano
15  [1.1] Mivavaka

Entry (3/3)16  mijoro
Root  17  joro
Part of speech  18  adjective
Explanations in French  19  [1.13] debout

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21