|
|
|
|

Entry1  mijoy
Root  2  joy
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4  Latsaka, mirotsaka foana tsy miato: Mijoy ny orana amin' ilaifito
5  Mitomany tsy an-kijanona: Asa na marary io zazakely io na maninona fa mijoy foana ny ranomasony. / Ny maso mijoy toa patrakala. (Ny Avana) [1.1#689]
Explanations in English  6  to cry, to weep
7  rainy [1.2#304]
Explanations in French  8  couler, tomber longtemps, ruisseler: Mijoy ny ranon' erika (La bruine ne cesse de tomber)
9  pleurer avec beaucoup de larmes: Nijoy ny ranomasony (Ses larmes ruisselaient) ~ Nojoy ny zazakely (L'enfant pleurait) [1.3#298]
Examples  10  Mitaraina Ibeby anaty lambany ao, mainka koa indreny Mipatraka mijoy fa feno mitatao ny ranomason-dreny. [1.220#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :

Anagrams  14  ijoim, mijio, mijoy, miojy

Updated on 2021/06/24