Entry | 1 mikaikaika |
Root | 2 kaikaika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitomany, mijaly mafy, mandatsa-dranomaso be: Nikaikaika Ravehivavy io fa maty ny zanany Mitoloko, mitaraindraina: Nikaikaika nandritra ny alina izy fa very ny kisoany Mimonomonona, mampiseho tsy fahafaliana: Mikaikaika ny vahoaka famisondrotra loatra ny vidin-javatra Mimenomenona, mimonomonona, mimonjomonjo, mimoimoy, mikoinkoina |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mikaikaika |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |