|
|
|
|

Entry1  mikaka
Root  2  kaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tanala] misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be
5  [1.1] misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony.
Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9  ikakam, mikaka

Updated on 2025/01/21