Entry | 1 mikaona |
Root | 2 kaona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin' ny miaramila 5 Miady, miady rafitra, tsy misy elanelany fa mipaka tsara: Tsy mikaona tsara ny rafitr' ity varavarana ity 6 Midona, mipoka, mipaika, mikatroka: Marary ny lohako fa nikaona tamin' ny rindrina 7 Mifanaraka, mifanara-tsaina, miray hevitra: Mikaona amin' ny zavatra maro izy roa lahy ireo. [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 amaniko, animako, ikaonam, kamoina, manaoky, manioka, mañoaky, mianoka, mikaona, namioka |
Updated on 2023/10/26 |