Entry | 1 mikarapoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany |
Examples |
4 [2.996#23.037.024] Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy. |
Root | 5 karapoka |
Morphology |
|
Other spellings | 10 miankarapoka |
Anagrams | 11 ampakariko, mikarapoka, mikorapaka, mpikaraoka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |