|
|
|
|

Entry1  mikaratsaka
Root  2  karatsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina
Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8  karamatsaky, mikaratsaka, mitsakaraka

Updated on 2025/01/21