Entry |
mikaroka
(karoka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitady fatratra: adiny telo aho nikaroka ilay vola very Mikiky: Misy totozy mikaroha ao anaty vata Mandinika ela sy mafy, mangaroka: Aza mikaroka zavatra lalina toy izany ianao [1.1]
|
Explanations in English | To scratch, to sound, to investigate, to look for [1.7]
|
Explanations in French | Fouiller, gratter, chercher; sonder, scruter [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mikaroka |
Past : |
nikaroka |
Future : |
hikaroka |
Imperative : |
mikaroha |
|
Proverbs |
|