Entry | mikasika (kasika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mampandalo ny tanana eo ambony: Aza mikasika io marary hoditra io Misafosafo, mandalo eo amin' ny...: Nikasika ny tendron' orony ny vato Tonga: Efa nikasika ny faritanin' ny Sakalava izahay vao nahazo aina Miraharaha, mandray anjara amin' ny...: Soa ihany fa tsy nikasika io raharaha io aho Momba: Mikasika ny politika ankapobeny ny resaka nataonay [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To touch in passing Fig.: to allude to, to hint at [1.2] | ||||||||
Explanations in French | Toucher: Aza mikasika ahy (Ne me touchez pas) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne touchez pas ce qu'on ne doit pas toucher) Effleurer: Nikasika ny ravin-tsofiny ny bala (La balle effleura son oreille) Atteindre: Efa nikasika ny tanin' ny Betsileo izahay vao niverina (Lorsque nous eûmes atteint le pays des Betsileos, nous revinmes) S'occuper, se mêler: Aza mikasika izany raharaha izany (Ne vous occupez pas de cette affaire) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne vous mêlez pas de ce qui ne vous regarde pas, de ce que vous ne savez pas) Concerner: Mikasika ny fivavahana (Cela concerne la religion) Regarder: Mikasika anao izany raharaha izany (Cette affaire vous regarde) Fréquenter [1.3] | ||||||||
Toucher [1.8, 1.5] | |||||||||
Toucher en passant Mentionner en parlant ou en écrivant [1.8] | |||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mikasika | ||||||||
Anagrams | mikasika, mikisaka |
Updated on 2023/01/20 |