|
|
|
|

Entry1  mikatrokatroka
Root  2  katrokatroka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza feon-javatra samy mafy mifandona: Mikatrokatroka ny kitron-tsoavaly mandeha amin' ny vato
Examples  5  Toa voavetsovetsony amin' izany ny tsy fahaizany sy tsy fahalàlany, ny herin' ny vy mikatrokatroka raha miohatra amin' ny fanolanam-pary, ny angady sy ny sarety anànana. [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21