Entry | mikatsaoka (katsaoka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mamoaka feo toy ny feon-javatra mianjera ao anaty rano na feon' ny tongotra miala avy ao anaty rano na fotaka marihitra [1.1] | ||||||
Explanations in French | Résonner, se dit d'un corps tombant dans l'eau ou retiré de la boue [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | mikatsaoka, mitsakoaka |
Updated on 2023/01/20 |