|
|
|
|

Entry1  mikehana
Root  2  kehana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka
Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho
Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21