Entry | 1 mikemo |
Root | 2 kemo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha vao avy nodidiana 5 Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy 6 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin' ny fanekena nataony Rakoto [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 komemy, mikemo, mikome |
Updated on 2023/01/05 |