Entry | mikiky (kiky) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To scrape; to gnaw [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Racler, ronger [1.8] | ||||||||
Examples | Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa.
[2.558] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mikiky | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |