Entry | 1 mikisaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha |
Root | 4 kisaka |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mikasika, mikisaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |