Entry | 1 mikitoantoana |
Root | 2 kitoantoana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo miiva: Mikitoantoana ny lalana mankatý aminareo izany |
Explanations in English |
5 [1.7] to be bumpy; to be rough (esp. of roads) |
Explanations in French |
6 [1.8] être raboteux; inégal |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |