|
|
|
|

Entry1  mikivilivily
Root  2  kivilivily
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihetsika misesy mankatsy sy mankaroa, misavilivily, mikapilipily: Mikavilivily lava ny kapilin' ny famantaranandro lehibe ao an-trano fandraisam-bahiny [1.1]
Explanations in English  5  to oscillate as a pendulum; to swing as the arms in walking [1.7]
Explanations in French  6  Osciller, se balancer, marcher en zigzag: Mikivilivily ny sandriny raha mandeha izy (Il balance les bras en marchant) ~ Mikivilivily lava ny kapilin' ny famantaranandro lehibe (Le balancier d’une pendule oscille continuellement) [1.3#341]
7  osciller comme une balançoire; balancer les bras en marchant [1.8]
Examples  8  Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika. [2.470#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2023/02/28