Entry | 1 mikizo |
Root | 2 kizo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tonga mahantra, fadiranovana 5 Mandeha indray maka dia lanin' ny andaniny daholo ny vaton' ny tena (lalao fanorona) [1.1] |
Explanations in French |
6 Finir par tomber dans la misère 7 n’avoir qu’un coup à jouer avant de perdre tous ses pions [1.3#342] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 mikizo, mikozy |
Updated on 2023/02/28 |