Entry | 1 mikobabaka |
Root | 2 kobabaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena: Manao zavatra, lingitra erỳ; ka voa vao mikobabaka 5 Manao zavatra dodo-na erỳ noho ny fitiavana na fanajana: Tonga ny rafozany ka nikobabaka eran' ny trano izy [1.1] |
Explanations in French |
6 S'empresser par affection ou par respect, s'agiter: Tonga vahiny izy ka mikobabaka eran' ny trano (Il a reçu un hôte et s’agite dans la maison pour le servir) [1.3#343] |
Examples |
7 Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/28 |