Entry | 1 mikodingy |
Root | 2 kodingy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mianjera, midaboka dia mikodiadia: Nikodingy tany an-tevana ilay mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1] |
Explanations in French |
5 dégringoler en roulant, rouler, courir sur une pente: Nikondingy teo ambonin' ny lohany ny tsihy (La natte a dégringolé sur sa tête) ~ Nianjera ny trano ka nikodingy tany an-tevana (La maison est tombé et a dégringolé dans le précipice) 6 être dégradé, destitué [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |