Entry | 1 mikoinkoina |
Root | 2 koinkoina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitaraina amin' ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny vahoaka noho ny nataon' irea nitondra teo aloha [1.1] |
Explanations in French |
5 Murmurer, gémir, se plaindre [1.3#348] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/22 |