|
|
|
|

Entry1  mikomy
Root  2  komy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana: Tsy nanaiky ny hozanahin' ny Frantsay ny Malagasy raha vao resiny volana vitsivitsy ka nikomy
Explanations in English  5  [1.7] to rebel
Explanations in French  6  [1.8] se révolter, s'insurger; se rebeller
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21