Entry | 1 mikondendy |
Root | 2 kondendy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendy hahandro vary ho azy indray |
Morphology |
|
Synonyms | 9 mikondendina, mikorandendina |
Updated on 2024/12/11 |