|
|
|
|

Entry1  mikonjo
Root  2  konjo
Part of speech  3  active verb
Examples  4  Maraina miasa any Tsaralalana, ny tolakandro mianatra any Ambodifilao, ny hariva mikonjo ao an-trano na mamonjy eny Ambatomena amin' ny Foibem-pikoloana amerikana. [2.4]
5  Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/01/20