Entry | 1 mikororosy fahana |
Elementary words | 2 mikororosy, fahana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny basy izay tsy amin' ny toerany intsony ny fahany fa mivaha midina 5 olona mivarina amin' ny toerana ambony misy azy [1.1] |
Explanations in English |
6 used of walls not properly built falling down, or of a person who is too readily disturbed or troubled. [1.2] |
Updated on 2023/05/20 |