Entry (1/2) | 1 mikorotsaka |
Root | 2 korotsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy 5 Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mikorôtsaka |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 mikorosy [Bezanozano]
[1.78] |
Anagrams | 13 mikorotsaka, mikorôtsaka |
Updated on 2023/01/05 |