Entry | 1 mikosina |
Root | 2 kosina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miforitra, mitavana mihosina amin' ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka foana io zaza io ka maloto lava 5 Misafosafo tena; mihaotra: Aza mikosina amin' ny rindrina 6 Miaraka matetika amin' ny olona tsy mitovy hambonian-toetra amin' ny tena, amin' ny fatritran' olona: Mikosina amin' ny naman-dratsy io zazalahy io [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 mañosiky, mikosina, sinimako |
Updated on 2023/01/20 |