|
|
|
|

Entry1  mikotika
Root  2  kotika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao
5  Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany
6  Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10  atokikim, mikatoky, mikitoka, mikotika

Updated on 2020/07/31