|
|
|
|

Entry1  mikotrika
Root  2  kotrika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony
Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona
Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana
Explanations in English  5  [1.7] to sit on eggs
Explanations in French  6  [1.8] couver des oeufs
Vocabulary  7  Zoology: (in general)
8  Economy: breeding, farming
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mikotrika

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21