Entry | 1 mikotroka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory |
Explanations in English |
4 [1.7] to thunder; to roar, as a cascade, etc |
Explanations in French |
5 [1.8] tonner; faire du bruit comme une cascade |
Vocabulary |
6 Sound |
Root | 7 kotroka |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mikotroka |
Anagrams | 13 mikokotra, mikotroka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |