|
|
|
|

Entry1  mikoy
Root  2  koy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manaiky fa resy: Nasian' ny miaramila mafy ny fahavalo ka nikoy
5  Miaiky na migaga ny fahaizana na ny fahatanjahan' ny olona iray: Nampisehoan' Isambilo ny fahaizany ny mpianatra namany ka nikoy
6  Mibaboka amy..., miaiky: Mikoy ny hadisoanao ve ianao? [1.1]
Explanations in English  7  to draw back; to give up, to surrender [1.7]
Explanations in French  8  reculer; reconnaître la supériorité des autres [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2023/01/20